plt_tn/neh/02/15.md

305 B

Noho izany ... ary niverina

Nanaraka azy ihany koa ireo lehilahy hafa niaraka tamin'i Nehemia. DH: "koa dia niakatra izahay ... ary niverina"

ireo sisa izay nanao ny asa

Izany dia manondro ireo lehilahy izay nanambotra ireo manda taty aorina. DH: "ireo hafa izay nanambotra ilay manda taty aorina"