# Noho izany ... ary niverina Nanaraka azy ihany koa ireo lehilahy hafa niaraka tamin'i Nehemia. DH: "koa dia niakatra izahay ... ary niverina" # ireo sisa izay nanao ny asa Izany dia manondro ireo lehilahy izay nanambotra ireo manda taty aorina. DH: "ireo hafa izay nanambotra ilay manda taty aorina"