plt_tn/neh/02/04.md

529 B

Namaly ny mpanjaka aho

"dia namaly ny mpanjaka aho"

ny mpanomponao

Manondro ny tenany ihany i Nehemia mba ampisehoana fankatoavana ny mpanjaka.

teo imasonao

Eto ny hoe "imasonao" dia maneho fitsarana na fandinihina. DH: "teo amin'ny fitsaranao"

tanànan'ireo fasan-drazako

"ny toerana nandevenana ireo razambeko"

mba hahafahako mamerina manangana izany

Tsy nikasa ny hanangana ireo trano avo irery i Nehemia, fa ho mpitarika ny asa fotsiny ihany izy. DH: "mba ahafan'ny tenako sy ny vahoakako manangana izany"