plt_tn/neh/02/04.md

20 lines
529 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Namaly ny mpanjaka aho
"dia namaly ny mpanjaka aho"
# ny mpanomponao
Manondro ny tenany ihany i Nehemia mba ampisehoana fankatoavana ny mpanjaka.
# teo imasonao
Eto ny hoe "imasonao" dia maneho fitsarana na fandinihina. DH: "teo amin'ny fitsaranao"
# tanànan'ireo fasan-drazako
"ny toerana nandevenana ireo razambeko"
# mba hahafahako mamerina manangana izany
Tsy nikasa ny hanangana ireo trano avo irery i Nehemia, fa ho mpitarika ny asa fotsiny ihany izy. DH: "mba ahafan'ny tenako sy ny vahoakako manangana izany"