forked from WA-Catalog/plt_tn
40 lines
1.6 KiB
Markdown
40 lines
1.6 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Nanohy ny vavakany i Nehemia.
|
|
|
|
# Ary
|
|
|
|
Io teny io dia nampiasaina teto mba ho mari-pitsaharana amin'ny vavak'i Nehemia. Eto izy dia manomboka manao ny fangatahany miainga amin'ny fampanantenan'Yaveh.
|
|
|
|
# mpanomponao sy olonao izy ireo
|
|
|
|
Ny "izy ireo" eto dia manondro ireo vahoaka Israelita.
|
|
|
|
# tamin'ny herinao lehibe sy ny tananao mahery.
|
|
|
|
Eto ny "tanana" dia maneho ny hery na fahefana. Ireo teny roa ireo dia manamafy ny haleben'ny fahefan'Yaveh. DH: "tamin'ny fahefanao lehibe sy tanjakao" na "tamin'ny herinao matanjaka"
|
|
|
|
# ny vavaky ny mpanomponao
|
|
|
|
Eto ny "mpanomponao" dia manondro an'i Nehemia. Toy izany ny firesaky ny olona amin'ny lehibeny mba ampisehoana fanajana sy fanetre-tena.
|
|
|
|
# ny vavak'ireo mpanomponao
|
|
|
|
Eto ny "ireo mpanomponao" dia manondro ny ambon'ireo vahoaka Israelita izay nivavaka tamin'Yaveh mba hiasa amin'ny anaran'ny vahoakany sy amin'ny anaran'i Jerosalema.
|
|
|
|
# izay manaja ny anaranao fatratra
|
|
|
|
Eto ny "anarana" dia manondro an'Yaveh. DH: "izay faly manome voninahitra anao"
|
|
|
|
# hiantrao eo imason'io lehilahy io izy
|
|
|
|
Eto ny "izy" dia manondro an'i Nehemia tenany ihany mba hanehoany fanetre-tena eo anatrehan'Andriamanitra, ary ny hoe "io lehilahy" io" dia manondro an'i Artaksersesy, mpanjakan'i Persa.
|
|
|
|
# eo imason'io lehilahy io
|
|
|
|
Miresaka ny fihetsiky ny mpanjaka i Nehemia. DH: "mangataka mba hanana fihantrana amiko ny mpanjaka"
|
|
|
|
# nanompo ho mpitondra kapoaka teo amin'ny mpanjaka aho
|
|
|
|
Io dia fampahafantarana fototra momban'ny andraikitr'i Nehemia tao amin'ny lapa fitsaran'ny mpanjaka. Ny fiteneninao dia mety manana fomba manokana hanamarihana ny fampahafantarana fototra.
|