plt_tn/neh/01/03.md

410 B

Hoy izy ireo tamiko hoe

Eto ny "izy ireo" dia manondro an'i Hanany sy ireo olona hafa izay avy any Joda.

ny faritany

Eto ny "faritany" dia manondro an'i Joda ho toy ny distrika eo ambanin'ny fanjakana Persana. DH: "ny faritanin'i Joda" na "Joda"

ny mandan'i Jerosalema, ary voadoro tamin'ny afo ny vavahadin

DH: "narodan'ireo tafika ny mandan'i Jerosalema ary nodoran'izy ireo ny vavahady rehetra"