# Hoy izy ireo tamiko hoe Eto ny "izy ireo" dia manondro an'i Hanany sy ireo olona hafa izay avy any Joda. # ny faritany Eto ny "faritany" dia manondro an'i Joda ho toy ny distrika eo ambanin'ny fanjakana Persana. DH: "ny faritanin'i Joda" na "Joda" # ny mandan'i Jerosalema, ary voadoro tamin'ny afo ny vavahadin DH: "narodan'ireo tafika ny mandan'i Jerosalema ary nodoran'izy ireo ny vavahady rehetra"