plt_tn/nam/03/12.md

767 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nahoma dia milaza amin'ny vahoakan'i Ninive ho toy ny tanànany izy ireo.

fiarovana mafy

Ity teny ity, izay afaka nadika koa hoe: "fiarovana mafy" ireo oharina amin'ny Ninive rehetra sy ny fanjakana Asyriana.

Ireo fiarovanao mafy dia ho tahaka ireo hazon'aviavy miaraka amin'ny aviavy masaka alohan'ny fotoana: raha ahozongozona izy ireo, dia hihintsana ao am-bavan'ny mpihinana

Mora tahaka ny voankazo avy amin'ny hazo ny tananàn'i Ninive.

ny vahoaka ao aminao dia vehivavy

"tsy manan-kery sy tsy afaka miaro-tena ny vahoakanao"

ireo hidiny

zavatra lava vita amin'ny hazo izay hatao bara amin'ny vavahady ary tsy namela azy nisokatra amin'ny ivelan'ny tanàna. Manao izay mety mba hanidiana indray ny tanàna.