# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nahoma dia milaza amin'ny vahoakan'i Ninive ho toy ny tanànany izy ireo. # fiarovana mafy Ity teny ity, izay afaka nadika koa hoe: "fiarovana mafy" ireo oharina amin'ny Ninive rehetra sy ny fanjakana Asyriana. # Ireo fiarovanao mafy dia ho tahaka ireo hazon'aviavy miaraka amin'ny aviavy masaka alohan'ny fotoana: raha ahozongozona izy ireo, dia hihintsana ao am-bavan'ny mpihinana Mora tahaka ny voankazo avy amin'ny hazo ny tananàn'i Ninive. # ny vahoaka ao aminao dia vehivavy "tsy manan-kery sy tsy afaka miaro-tena ny vahoakanao" # ireo hidiny zavatra lava vita amin'ny hazo izay hatao bara amin'ny vavahady ary tsy namela azy nisokatra amin'ny ivelan'ny tanàna. Manao izay mety mba hanidiana indray ny tanàna.