plt_tn/nam/02/13.md

504 B

Indro

"Mazava izany"

Handevora ireo liona tanora ny sabatra

"ho faty amin'ny herisetra mafy ireo miaramilanao"

Ny sabatra

"ireo miaramila mitana sabatra"

Handevona

"mihinana ny rehetra amin'ny"

Ireo liona tanoranao

"Ny lehilahy mahery indrindranao"

Ho fongoriko amin'ny taninao ireo babonao

Ny teny hoe: "babo" dia oharina amin'ny harena azon'i Ninive ary entina any amin'ireo tany hafa. Izany dia midika fa ho ravan'Yaveh ny fahazaran'i Ninive mangalatra amin'ireo firenena hafa.