plt_tn/nam/02/13.md

24 lines
504 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
"Mazava izany"
# Handevora ireo liona tanora ny sabatra
"ho faty amin'ny herisetra mafy ireo miaramilanao"
# Ny sabatra
"ireo miaramila mitana sabatra"
# Handevona
"mihinana ny rehetra amin'ny"
# Ireo liona tanoranao
"Ny lehilahy mahery indrindranao"
# Ho fongoriko amin'ny taninao ireo babonao
Ny teny hoe: "babo" dia oharina amin'ny harena azon'i Ninive ary entina any amin'ireo tany hafa. Izany dia midika fa ho ravan'Yaveh ny fahazaran'i Ninive mangalatra amin'ireo firenena hafa.