plt_tn/nam/02/03.md

16 lines
412 B
Markdown

# Lehilahy maheriny
Ireo miaramila amin'ny iray "izay manorotoro" an'i Ninive "ho singa" (2:1).
# Kypreso
Karazana hazo izay tsara amin'ny fitaovam-piadiana
# Mirifatra eraky ny lalana ireo kalesy
"Mamily am-pahadalana eny amin'ireo lalàna ireo mpitondra kalesy"
# Mitovy amin'ny fanilo izy ireo
Toy ny famirapiratry ny hazavana avy amin'ny masoandro ny fanoharana ny fahazavana amin'izany kalesy izany.