plt_tn/nam/02/03.md

412 B

Lehilahy maheriny

Ireo miaramila amin'ny iray "izay manorotoro" an'i Ninive "ho singa" (2:1).

Kypreso

Karazana hazo izay tsara amin'ny fitaovam-piadiana

Mirifatra eraky ny lalana ireo kalesy

"Mamily am-pahadalana eny amin'ireo lalàna ireo mpitondra kalesy"

Mitovy amin'ny fanilo izy ireo

Toy ny famirapiratry ny hazavana avy amin'ny masoandro ny fanoharana ny fahazavana amin'izany kalesy izany.