plt_tn/nam/01/15.md

276 B

Eny an-tendrombohitra ny tongotry ny olona izay mitondra vaovao mahafaly

"Olona mitondra vaovao tsara"

Ny ratsy fanahy ... izy

Oharin'i Nahoma amin'ireo Ninivita ho toy ny olona iray izy ireo.

Ringana tanteraka izy

Milaza ny hoavy izay tsy maintsy hiseho i Nahoma.