plt_tn/nam/01/15.md

12 lines
276 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Eny an-tendrombohitra ny tongotry ny olona izay mitondra vaovao mahafaly
"Olona mitondra vaovao tsara"
# Ny ratsy fanahy ... izy
Oharin'i Nahoma amin'ireo Ninivita ho toy ny olona iray izy ireo.
# Ringana tanteraka izy
Milaza ny hoavy izay tsy maintsy hiseho i Nahoma.