plt_tn/mrk/16/17.md

758 B

Ireto famantarana ireto dia hanaraka ireo izay mino

Marka dia miresaka ireo fahagagana toy ny hoe izy ireo no olona handeha hiaraka amin'ireo mpino. DH: "Ireo olona mijery ireo izay mino dia hahita ireo zavatra ireo hiseho ary hahafantatra fa Izaho dia miaraka amin'ireo izay mino"

Amin'ny anarako no hamoahan'izy ireo

Ny mety ho dikany hafa: 1) Jesosy dia manome lisitra amin'ny ankapobeny: "Amin'ny anarako no hanaovan'izy ireo zavatra toy izany: Izy ireo dia" na 2) Jesosy dia hanome lisitra mazava: "Ireo zavatra ireo dia ho ataon'izy ireo amin'ny anarako: Izy ireo dia."

Amin'ny anarako

Eto ny hoe: "anarana" dia mifandray amin'ny fahefana sy herin'i Jesosy. DH: "Amin'ny alalan'ny fahefan'ny anarako" na "Amin'ny alalan'ny herin'ny anarako"