# Ireto famantarana ireto dia hanaraka ireo izay mino Marka dia miresaka ireo fahagagana toy ny hoe izy ireo no olona handeha hiaraka amin'ireo mpino. DH: "Ireo olona mijery ireo izay mino dia hahita ireo zavatra ireo hiseho ary hahafantatra fa Izaho dia miaraka amin'ireo izay mino" # Amin'ny anarako no hamoahan'izy ireo Ny mety ho dikany hafa: 1) Jesosy dia manome lisitra amin'ny ankapobeny: "Amin'ny anarako no hanaovan'izy ireo zavatra toy izany: Izy ireo dia" na 2) Jesosy dia hanome lisitra mazava: "Ireo zavatra ireo dia ho ataon'izy ireo amin'ny anarako: Izy ireo dia." # Amin'ny anarako Eto ny hoe: "anarana" dia mifandray amin'ny fahefana sy herin'i Jesosy. DH: "Amin'ny alalan'ny fahefan'ny anarako" na "Amin'ny alalan'ny herin'ny anarako"