plt_tn/mrk/16/12.md

402 B

Jesosy dia niseho tamin'ny endrika hafa tamin'ny roa tamin'izy ireo

Jesosy ilay olona izay hitan'ny "roa tamin'izy ireo," fa tsy mitovy amin'i Jesosy no hitan'izy ireo, ka tsy nahafantatra izy ireo hoe Jesosy io hitany io.

roa tamin'izy ireo

roa "tamin'ireo izay niaraka taminy"

fa tsy nino izy ireo

Tsy nino izay nolazain'ireo anankiroa nandeha tao amin'ny tanàna ny ambin'ireo mpianatra.