# Jesosy dia niseho tamin'ny endrika hafa tamin'ny roa tamin'izy ireo Jesosy ilay olona izay hitan'ny "roa tamin'izy ireo," fa tsy mitovy amin'i Jesosy no hitan'izy ireo, ka tsy nahafantatra izy ireo hoe Jesosy io hitany io. # roa tamin'izy ireo roa "tamin'ireo izay niaraka taminy" # fa tsy nino izy ireo Tsy nino izay nolazain'ireo anankiroa nandeha tao amin'ny tanĂ na ny ambin'ireo mpianatra.