plt_tn/mrk/16/09.md

392 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jesosy no niseho voalohany tamin'i Maria Magdalena, izay niteny tamin'ireo mpianatra, avy eo dia niseho tamin'ireo hafa raha mbola nandeha teny an-tanàna iny izy ireo, ary avy eo niseho tamin'ireo mpianatra iraika ambin'ny folo.

andro voalohan'ny herinandro

"tamin'ny andro alahady"

Ren'izy ireo

"Nandre an'i Maria Magdalena niteny izy ireo hoe"