# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jesosy no niseho voalohany tamin'i Maria Magdalena, izay niteny tamin'ireo mpianatra, avy eo dia niseho tamin'ireo hafa raha mbola nandeha teny an-tanĂ na iny izy ireo, ary avy eo niseho tamin'ireo mpianatra iraika ambin'ny folo. # andro voalohan'ny herinandro "tamin'ny andro alahady" # Ren'izy ireo "Nandre an'i Maria Magdalena niteny izy ireo hoe"