plt_tn/mrk/15/36.md

449 B

divay marikivy

"vinaigitra"

volotara

"hazokely" na "tehina vita amin'ny volotara"

nanome izany

"nanome izany an'i Jesosy." Ilay lehilahy dia nanolotra izany tamin'ny tehina mba hahafahan'i Jesosy misotro ny divay amin'ilay spaonjy. DH: "nanolotra izany an'i Jesosy"

Rovitra nizara roa

Marka dia mampiseho fa Andriamanitra mihitsy no nandrovitra ny lamban'ny tempoly. Afaka atao hoe: "Andriamanitra nampizara roa ny lamban'ny tempoly"