# divay marikivy "vinaigitra" # volotara "hazokely" na "tehina vita amin'ny volotara" # nanome izany "nanome izany an'i Jesosy." Ilay lehilahy dia nanolotra izany tamin'ny tehina mba hahafahan'i Jesosy misotro ny divay amin'ilay spaonjy. DH: "nanolotra izany an'i Jesosy" # Rovitra nizara roa Marka dia mampiseho fa Andriamanitra mihitsy no nandrovitra ny lamban'ny tempoly. Afaka atao hoe: "Andriamanitra nampizara roa ny lamban'ny tempoly"