plt_tn/mrk/15/25.md

549 B

Tamin'ny ora fahatelo

"Fahatelo" dia laharana. Izany dia maneho ny amin'ny sivy ora maraina. DH: "amin'ny sivy ora katroka amin'ny maraina"

Ary teo amin'ny takelaka hazo iray

Ireo miaramila nametaka io soratra io teo ambonin'ny hazofijalian'i Jesosy. DH: "Izy ireo nametaka soratra teo amin'ny hazofijaliana teo ambonin'ny lohan'i Jesosy"

Jiolahy

"mpangalatra mitam-piadiana"

ny iray teo ankavanany ary ny iray kosa teo ankaviany

Afaka atao hoe: "ny iray teo ankavanan'ny hazofijaliany ary ny iray kosa teo ankavian'ny hazofijaliany"