plt_tn/mrk/15/25.md

16 lines
549 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Tamin'ny ora fahatelo
"Fahatelo" dia laharana. Izany dia maneho ny amin'ny sivy ora maraina. DH: "amin'ny sivy ora katroka amin'ny maraina"
# Ary teo amin'ny takelaka hazo iray
Ireo miaramila nametaka io soratra io teo ambonin'ny hazofijalian'i Jesosy. DH: "Izy ireo nametaka soratra teo amin'ny hazofijaliana teo ambonin'ny lohan'i Jesosy"
# Jiolahy
"mpangalatra mitam-piadiana"
# ny iray teo ankavanany ary ny iray kosa teo ankaviany
Afaka atao hoe: "ny iray teo ankavanan'ny hazofijaliany ary ny iray kosa teo ankavian'ny hazofijaliany"