plt_tn/mrk/15/19.md

20 lines
543 B
Markdown

# volotara
"hazokely" na "tehina"
# Noteren'izy ireo ny mpandalo anankiray ... hilanja ny hazofijalian'i Jesosy
Araka ny lalàna Romana, ny miaramila iray dia afaka manery lehilahy iray eny an-dalana hilanja entana. Amin'ity tranga ity, dia Simona no noteren'izy ireo hilanja ny hazofijalian'i Jesosy.
# avy any an-tsaha
"avy any ivelan'ny tanàna"
# lehilahy iray antsoina hoe Simona Kyreniana rain'i Aleksandra sy Rofosy
Fampahafantarana kely momba ilay mpandalo.
# Simona Kyreniana ... Aleksandra ... Rofosy
Anarana lehilahy ireo.