plt_tn/mrk/15/19.md

543 B

volotara

"hazokely" na "tehina"

Noteren'izy ireo ny mpandalo anankiray ... hilanja ny hazofijalian'i Jesosy

Araka ny lalàna Romana, ny miaramila iray dia afaka manery lehilahy iray eny an-dalana hilanja entana. Amin'ity tranga ity, dia Simona no noteren'izy ireo hilanja ny hazofijalian'i Jesosy.

avy any an-tsaha

"avy any ivelan'ny tanàna"

lehilahy iray antsoina hoe Simona Kyreniana rain'i Aleksandra sy Rofosy

Fampahafantarana kely momba ilay mpandalo.

Simona Kyreniana ... Aleksandra ... Rofosy

Anarana lehilahy ireo.