plt_tn/mrk/15/12.md

523 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny vahoaka dia nangataka ny fahafatesan'i Jesosy ka naverin'i Pilato tamin'ireo miaramila izay naneso Azy Izy, satrohy amin'ny fehiloha tsilo Izy, kapohy Izy, ary ento mivoaka ary fantsiho amin'ny hazofijaliana.

Inona ary izany no tokony ho ataoko amin'ny Mpanjakan'ny Jiosy?

Pilato dia nanontany izay tokony ataony amin'i Jesosy raha hanafaka an'i Barabasy ho azy ireo izy. Izany dia tombatomban-tranga. DH: "Raha alefako Barabasy, dia inona no hataoko amin'ny Mpanjakan'ny Jiosy"