plt_tn/mrk/15/12.md

8 lines
523 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ny vahoaka dia nangataka ny fahafatesan'i Jesosy ka naverin'i Pilato tamin'ireo miaramila izay naneso Azy Izy, satrohy amin'ny fehiloha tsilo Izy, kapohy Izy, ary ento mivoaka ary fantsiho amin'ny hazofijaliana.
# Inona ary izany no tokony ho ataoko amin'ny Mpanjakan'ny Jiosy?
Pilato dia nanontany izay tokony ataony amin'i Jesosy raha hanafaka an'i Barabasy ho azy ireo izy. Izany dia tombatomban-tranga. DH: "Raha alefako Barabasy, dia inona no hataoko amin'ny Mpanjakan'ny Jiosy"