plt_tn/mrk/14/66.md

752 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Tahaka ny faminanian'i Jesosy, Petera dia handà an'i Jesosy in-telo mialohan'ny maneno akoho.

teo ambany teo an-kianja

"tao ivelan'ny kianja"

iray tamin'ireo mpanompo vavin'ny mpisoronabe

Mpanompo vavy izay miasa ho an'ny mpisoronabe. DH: "iray tamin'ireo mpanompo vavy miasa ho an'ny mpisoronabe"

nandà

Izany dia midika fa mitaraina ny amin'ny tsy fahamarinan'ny zavatra iray. Amin'ity tranga ity, Petera dia niteny fa diso izay nolazain'ilay mpanompo vavy momba azy.

Tsy fantatro sady tsy azoko izay teneninao

Ny "tsy fantatro" sy "tsy azoko" dia mitovy dika eto. Miverimberina ny dikan-teny eto mba hanampy ny fanamafisana izay lazain'i Petera. DH: "Tena tsy fantatro ny momba izay resahanao!"