# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Tahaka ny faminanian'i Jesosy, Petera dia handà an'i Jesosy in-telo mialohan'ny maneno akoho. # teo ambany teo an-kianja "tao ivelan'ny kianja" # iray tamin'ireo mpanompo vavin'ny mpisoronabe Mpanompo vavy izay miasa ho an'ny mpisoronabe. DH: "iray tamin'ireo mpanompo vavy miasa ho an'ny mpisoronabe" # nandà Izany dia midika fa mitaraina ny amin'ny tsy fahamarinan'ny zavatra iray. Amin'ity tranga ity, Petera dia niteny fa diso izay nolazain'ilay mpanompo vavy momba azy. # Tsy fantatro sady tsy azoko izay teneninao Ny "tsy fantatro" sy "tsy azoko" dia mitovy dika eto. Miverimberina ny dikan-teny eto mba hanampy ny fanamafisana izay lazain'i Petera. DH: "Tena tsy fantatro ny momba izay resahanao!"