forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Rehefa namaly Jesosy fa Izy no Kristy, dia nanameloka Azy ho faty avokoa ny mpisoronabe sy ireo loholona teo.
|
|
|
|
# nijoro teo amin'izy ireo
|
|
|
|
Jesosy nijoro teo afovoan'ireo vahoaka tezitra mba hiresaka amin'izy ireo. DH: "nijoro teo amin'ireo lohandohan'ny mpisorona, ireo mpanora-dalàna, ary ireo loholona"
|
|
|
|
# Tsy manan-kavaly va Ianao? Inona no hiampangan'ireto olona ireto Anao?
|
|
|
|
Ny lohandohan'ny mpisorona dia tsy nanontany an'i Jesosy momba izay tenenin'ireo vavolombelona. Manontany an'i Jesosy izy mba hanaporofoan'i Jesosy fa diso izay lazain'ireo vavolombelona ireo. DH: "Tsy hamaly va Ianao? Inona no havalinao an'izany fijoroana vavolombelona hanoheran'ireo olona ireo anao izany?
|
|
|
|
# Zanak'Ilay voatahy?
|
|
|
|
Eto Andriamanitra dia antsoina hoe: "Ilay voatahy." DH: "Zanak'Andriamanitra"
|
|
|
|
# eo an-tanana ankavanan'ny herin'Andriamanitra
|
|
|
|
Eto ny "hery" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "eo an-tanana ankavanan'ny herin'Andriamanitra, izay tena mahery tokoa"
|
|
|
|
# avy eny amin'ny rahon'ny lanitra
|
|
|
|
Eto ny rahona dia voafaritra hoe manaraka an'i Jesosy rehefa hiverina Izy. DH: "rehefa hidina avy eny amin'ny rahona eny amin'ny lanitra izy"
|