plt_tn/mrk/14/55.md

882 B

Ary

Io teny io dia ampiasaina eto mba hanamarihana fiatoana kely amin'ny fizotran'ny tantara toy ny hoe manohy mitantara momba ny fanadihadiana an'i Jesosy.

mamono Azy ho faty

Tsy izy ireo irery no te-hamono an'i Jesosy; fa kosa hampaniraka olona hanao izany izy ireo. DH: "Mety hovonoin'izy ireo Jesosy" na "mety misy olona iray hampamonoan'izy ireo an'iJesosy"

Saingy tsy nahita izy ireo

Tsy nahita vavolombelona hanohitra an'i Jesosy izy ireo mba hahafahan'izy ireo mandresy Azy sy mampamono Azy. DH: "Fa tsy nahita vavolombelona izay handresen'izy ireo lahatra azy izy ireo"

niampanga lainga Azy

Eto ny fiampangana lainga dia voafaritra ho zavatra mivaingana. DH: "miampanga Azy amin'ny fijoroana vavolombelona tsy marina manohitra Azy"

na ny fiampangan'izy ireo aza tsy nifanaraka akory

Afaka atao hoe: "fa ny fijoroan'izy ireo vavolombelona dia nifanipaka"