plt_tn/mrk/14/55.md

20 lines
882 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Ary
Io teny io dia ampiasaina eto mba hanamarihana fiatoana kely amin'ny fizotran'ny tantara toy ny hoe manohy mitantara momba ny fanadihadiana an'i Jesosy.
# mamono Azy ho faty
Tsy izy ireo irery no te-hamono an'i Jesosy; fa kosa hampaniraka olona hanao izany izy ireo. DH: "Mety hovonoin'izy ireo Jesosy" na "mety misy olona iray hampamonoan'izy ireo an'iJesosy"
# Saingy tsy nahita izy ireo
Tsy nahita vavolombelona hanohitra an'i Jesosy izy ireo mba hahafahan'izy ireo mandresy Azy sy mampamono Azy. DH: "Fa tsy nahita vavolombelona izay handresen'izy ireo lahatra azy izy ireo"
# niampanga lainga Azy
Eto ny fiampangana lainga dia voafaritra ho zavatra mivaingana. DH: "miampanga Azy amin'ny fijoroana vavolombelona tsy marina manohitra Azy"
# na ny fiampangan'izy ireo aza tsy nifanaraka akory
Afaka atao hoe: "fa ny fijoroan'izy ireo vavolombelona dia nifanipaka"