plt_tn/mrk/14/47.md

20 lines
488 B
Markdown

# nijoro teo
"nijoro teo akaiky teo"
# Hoy Jesosy tamin'izy ireo
"Hoy Jesosy tamin'ireo vahoaka"
# Avy hisambotra Ahy, toy ny hisambotra jiolahy, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy va ianareo?
Jesosy dia nibedy an'ireo vahoaka. DH: "Tsy misy dikany ny fahatongavanareo hisambotra Ahy miaraka amin'ny sabatra sy langilangy toy izao, tahaka ny hoe mpangalatra Aho!"
# Fa natao izao mba
"Fa niseho izao mba"
# ireo rehetra niaraka tamin'i Jesosy
Izany dia maneho ireo mpianatra.