plt_tn/mrk/14/47.md

488 B

nijoro teo

"nijoro teo akaiky teo"

Hoy Jesosy tamin'izy ireo

"Hoy Jesosy tamin'ireo vahoaka"

Avy hisambotra Ahy, toy ny hisambotra jiolahy, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy va ianareo?

Jesosy dia nibedy an'ireo vahoaka. DH: "Tsy misy dikany ny fahatongavanareo hisambotra Ahy miaraka amin'ny sabatra sy langilangy toy izao, tahaka ny hoe mpangalatra Aho!"

Fa natao izao mba

"Fa niseho izao mba"

ireo rehetra niaraka tamin'i Jesosy

Izany dia maneho ireo mpianatra.