plt_tn/mrk/14/28.md

596 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jesosy dia miteny amin'i Petera mazava tsara fa handà Azy izy. Petera sy ireo mpianatra rehetra dia nahatoky tena fa tsy handà an'i Jesosy.

atsangana amin'ny maty Aho

Izany dia midika fa hanangana an'i Jesosy amin'ny maty Andriamanitra. DH: "Andriamanitra no hanangana Ahy amin'ny maty" na "Andriamanitra hanangana Azy ho velona indray"

dia hialoha lalana anareo

"Handeha mialoha anareo Aho"

Na dia handao avokoa aza ny rehetra, izaho tsy mba handao

Afaka atao hoe: "Na dia handao Anao avokoa aza ny olon-drehetra, Izaho hiaraka Aminao hatrany"