plt_tn/mrk/14/28.md

16 lines
596 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jesosy dia miteny amin'i Petera mazava tsara fa handà Azy izy. Petera sy ireo mpianatra rehetra dia nahatoky tena fa tsy handà an'i Jesosy.
# atsangana amin'ny maty Aho
Izany dia midika fa hanangana an'i Jesosy amin'ny maty Andriamanitra. DH: "Andriamanitra no hanangana Ahy amin'ny maty" na "Andriamanitra hanangana Azy ho velona indray"
# dia hialoha lalana anareo
"Handeha mialoha anareo Aho"
# Na dia handao avokoa aza ny rehetra, izaho tsy mba handao
Afaka atao hoe: "Na dia handao Anao avokoa aza ny olon-drehetra, Izaho hiaraka Aminao hatrany"