plt_tn/mrk/14/20.md

552 B

miara-manatsoboka mofo amiko anaty lovia

Amin'ny fomban'i Jesosy, dia mofo no hohanin'ny olona matetika, manatsoboka mofo anaty lovia misy saosy na menaka nafangaro tamin'ny hanitra.

Fa ny Zanak'Olona dia handeha amin'ny lalana izay efa voalazan'ny Soratra Masina momba Azy

Eto Jesosy dia maneho ireo soratra masina faminaniana momba ny fahafatesany. Raha misy fomba fiteny manalefaka kokoa ny fahafatesana amin'ny fitenim-paritrao dia afaka ampiasaina eto. DH: "Fa ny Zanak'Olona dia ho faty araky ny fomba izay efa voalazan'ny Soratra Masina"