forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
552 B
Markdown
8 lines
552 B
Markdown
|
# miara-manatsoboka mofo amiko anaty lovia
|
||
|
|
||
|
Amin'ny fomban'i Jesosy, dia mofo no hohanin'ny olona matetika, manatsoboka mofo anaty lovia misy saosy na menaka nafangaro tamin'ny hanitra.
|
||
|
|
||
|
# Fa ny Zanak'Olona dia handeha amin'ny lalana izay efa voalazan'ny Soratra Masina momba Azy
|
||
|
|
||
|
Eto Jesosy dia maneho ireo soratra masina faminaniana momba ny fahafatesany. Raha misy fomba fiteny manalefaka kokoa ny fahafatesana amin'ny fitenim-paritrao dia afaka ampiasaina eto. DH: "Fa ny Zanak'Olona dia ho faty araky ny fomba izay efa voalazan'ny Soratra Masina"
|