plt_tn/mrk/14/17.md

856 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Io hariva io raha nihinana ny sakafon'ny Paska Jesosy sy ireo mpianatra, Jesosy niteny azy ireo fa hisy iray amin'izy ireo hamadika Azy.

tonga niaraka tamin'ireo roa ambin'ny folo lahy Izy

"tonga niaraka tamin'ireo roa ambin'ny folo lahy tao an-trano Izy"

nipetraka teo an-databatra

Amin'ny fombafomban'i Jesosy, rehefa niangona mba hihinana ny olona, nipetraka teo amin'ny andaniny roa izy ireo, nipetraka ambonin'ny ondana eo alohan'ny latabatra iva.

Lazaiko marina aminareo

Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja.

tsirairay

mifandimby manontany Azy

Tsy izaho mihitsy izany

Ny mety ho dikany hafa: 1) fanontaniana izay niandrasan'izy ireo valin-teny hoe "Tsia" na 2) fanontaniana izay tsy mila valin-teny. DH: "Tsy izaho mihitsy izany iray hamadika anao izany!"