# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Io hariva io raha nihinana ny sakafon'ny Paska Jesosy sy ireo mpianatra, Jesosy niteny azy ireo fa hisy iray amin'izy ireo hamadika Azy. # tonga niaraka tamin'ireo roa ambin'ny folo lahy Izy "tonga niaraka tamin'ireo roa ambin'ny folo lahy tao an-trano Izy" # nipetraka teo an-databatra Amin'ny fombafomban'i Jesosy, rehefa niangona mba hihinana ny olona, nipetraka teo amin'ny andaniny roa izy ireo, nipetraka ambonin'ny ondana eo alohan'ny latabatra iva. # Lazaiko marina aminareo Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja. # tsirairay mifandimby manontany Azy # Tsy izaho mihitsy izany Ny mety ho dikany hafa: 1) fanontaniana izay niandrasan'izy ireo valin-teny hoe "Tsia" na 2) fanontaniana izay tsy mila valin-teny. DH: "Tsy izaho mihitsy izany iray hamadika anao izany!"