plt_tn/mrk/14/01.md

403 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Roa andro talohan'ny Paska, ny lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna nikononkonona mangingina hamono an'i Jesosy.

mangingina

tsy nisy olona nahatsikaritra

Fa hoy izy ireo hoe

Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna.

tsy amin'ny andro fety

DH: "Tsy azontsika atao mandritra ny fankalazana mihitsy izany"