# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Roa andro talohan'ny Paska, ny lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna nikononkonona mangingina hamono an'i Jesosy. # mangingina tsy nisy olona nahatsikaritra # Fa hoy izy ireo hoe Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna. # tsy amin'ny andro fety DH: "Tsy azontsika atao mandritra ny fankalazana mihitsy izany"