plt_tn/mrk/13/14.md

20 lines
887 B
Markdown

# ny fahavetavetan'ny fandravana
Io fehezanteny io dia avy ao amin'ny bokin'i Daniela. Ny mpanotrona azy dia efa zatra io andalana io sy ny faminaniana momba ny fahavetavetana miditra ao an-tempoly sy mandoto azy. DH: "ireo zavatra mahamenatra izay mandoto ireo zavatr'Andriamanitra"
# mitsangana eo amin'ny tsy tokony hitsanganany
Ireo mpihaino an'i Jesosy dia tokony hahafantatra fa maneho ny tempoly izany. DH: "mitsangana ao an-tempoly izay tsy tokony hitsanganan'izy ireo"
# aoka hisaina izay mamaky
Tsy i Jesosy no miteny eto. Matio dia nanampy an'io mba hisarihana ny mpamaky, mba hihaino ity fampitandremana ity izy ireo. DH: "aoka izay rehetra mamaky ity mba hihevitra tsara ny fampitandremana"
# ao an-tampon-trano
Ny tampon-trano izay fitoeran'i Jesosy dia mahitsy, ary afaka mitsangana eo ambonin'izany ny olona.
# aoka tsy hiverina
"aoka tsy hiverina any an-trano"