# ny fahavetavetan'ny fandravana Io fehezanteny io dia avy ao amin'ny bokin'i Daniela. Ny mpanotrona azy dia efa zatra io andalana io sy ny faminaniana momba ny fahavetavetana miditra ao an-tempoly sy mandoto azy. DH: "ireo zavatra mahamenatra izay mandoto ireo zavatr'Andriamanitra" # mitsangana eo amin'ny tsy tokony hitsanganany Ireo mpihaino an'i Jesosy dia tokony hahafantatra fa maneho ny tempoly izany. DH: "mitsangana ao an-tempoly izay tsy tokony hitsanganan'izy ireo" # aoka hisaina izay mamaky Tsy i Jesosy no miteny eto. Matio dia nanampy an'io mba hisarihana ny mpamaky, mba hihaino ity fampitandremana ity izy ireo. DH: "aoka izay rehetra mamaky ity mba hihevitra tsara ny fampitandremana" # ao an-tampon-trano Ny tampon-trano izay fitoeran'i Jesosy dia mahitsy, ary afaka mitsangana eo ambonin'izany ny olona. # aoka tsy hiverina "aoka tsy hiverina any an-trano"