plt_tn/mrk/13/03.md

742 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ho valin'ny fanontanian'ireo mpianatra momba ny fandravana ny tempoly sy ny zavatra hiseho, Jesosy dia niteny azy ireo ny zavatra hiseho amin'ny ho avy.

Ary raha nipetraka teo an-tendrombohitr'Oliva tandrifin'ny tempoly Izy, Petera

Tonga tao an-tendrombohitr'i Oliva izy ireo, ary nipetraka Jesosy. DH: "Taorian'ny nahatongavan'izy ireo tao an-tendrombohitr'Oliva, tandrifin'ny tempoly, dia nipetraka Jesosy. Ary Petera"

mangingina

"rehefa irery izy ireo"

hitranga izany zavatra izany ... rehefa hitranga ireo zavatra ireo

Izany dia maneho izay nolazain'i Jesosy fa hiseho amin'ny vaton'ny tempoly. DH: "izay hiseho amin'ny fanorenana ny tempoly ... izay hiseho amin'ny fanorenana ny tempoly"