# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ho valin'ny fanontanian'ireo mpianatra momba ny fandravana ny tempoly sy ny zavatra hiseho, Jesosy dia niteny azy ireo ny zavatra hiseho amin'ny ho avy. # Ary raha nipetraka teo an-tendrombohitr'Oliva tandrifin'ny tempoly Izy, Petera Tonga tao an-tendrombohitr'i Oliva izy ireo, ary nipetraka Jesosy. DH: "Taorian'ny nahatongavan'izy ireo tao an-tendrombohitr'Oliva, tandrifin'ny tempoly, dia nipetraka Jesosy. Ary Petera" # mangingina "rehefa irery izy ireo" # hitranga izany zavatra izany ... rehefa hitranga ireo zavatra ireo Izany dia maneho izay nolazain'i Jesosy fa hiseho amin'ny vaton'ny tempoly. DH: "izay hiseho amin'ny fanorenana ny tempoly ... izay hiseho amin'ny fanorenana ny tempoly"