plt_tn/mrk/12/41.md

16 lines
424 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mbola ao anatin'ny tempoly ihany, Jesosy dia maneho hevitra amin'ny lanjan'ny fanatitr'ilay mpitondra tena.
# vatan-drakitra
Io vata io dia vata fanangonana ny fanatitry ny olon-drehetra ho an'ny tempoly.
# farantsakely roa
"vola kely varahina anankiroa." Ireo no vola tsy manan-danja indrindra.
# oharina amin'ny iraimbilanja
"ambany vidy be." Ny iraimbilanja dia ambany vidy be.