plt_tn/mrk/12/41.md

424 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola ao anatin'ny tempoly ihany, Jesosy dia maneho hevitra amin'ny lanjan'ny fanatitr'ilay mpitondra tena.

vatan-drakitra

Io vata io dia vata fanangonana ny fanatitry ny olon-drehetra ho an'ny tempoly.

farantsakely roa

"vola kely varahina anankiroa." Ireo no vola tsy manan-danja indrindra.

oharina amin'ny iraimbilanja

"ambany vidy be." Ny iraimbilanja dia ambany vidy be.